|
|
|
|

Entrée1  fisaroroana
Partie du discours  2  nom
Radical  3  saroro
Explications en malgache  4  [1.1] Fanangolena: Tsy naharitra ny fisaroroan' ny namany izy ka lasa niara-dratsy aminy
Fodiana adala, famonoana vorona, fandavoana sorera: Ny hafa kokoa angaha, ry Isambilo, fa izaho tsy azon' ise amin' ny fisaroroana na oviana

Mis à jour le 2025/07/29