| Entrée | 1 fisavoanana |
| Radical | 2 savoana |
| Partie du discours | 3 nom |
| Explications en malgache |
4 Fiakarana ambony eny amin' ny habakabaka; fisondrotana, fidanganana (vidin-javatra); fahalasanana (hevitra) lavitra loatra tsy araka ny toe-javamisy [1.1] |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|