|
|
|
|

Entrée1  fisefosefoana
Radical  2 sefosefo
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 Fiainana mafy na fiainana manano sarotra misesisesy: Henoy ange izany fisefosefon' Ikoto e! tsapao fa sao dia manavy izy izao [1.1]

Mis à jour le 2025/09/12