|
|
|
|

Entrée1 fisehoana
Radical  2seho
Partie du discours  3 nom
Explications en malgache  4Fanoloran-tena ho hita: Anio no fisehoan' ireo olom-boafidy voalohany.
5Fanombohana ho hita, ho fantatra: Tsy saro-pantarina ny fisehoan' ny kitrotro eo amin' ny ankizy.
6Fitrangana, fiposahana: Mahafinaritra ny fisehoan' ny volana amin' ilay takarivan-dohataona iny. [1.1]
Explications en français  7L’action d’apparaître, l’apparition, le lieu, la cause. [1.3#595]
8apparition. [1.13]
Exemples  9 Ny iantsoana izay vola izay koa dia "fisehoana" [2.436#]
10 Tia fisehoana nefa tsy mahatombina amin' ny hataony. [1.381#]
Tous les mots composés  11fisehoan-javatra mihovitra

Mis à jour le 2025/10/08