Entrée fisendahana (sendaka)
Partie du discours nom
Définition malgache Fiendahana: Fisendahan'ny hodi-kazo.
¶ Fiolonolonana: Hahantra Rangahy io noho ny fisendahany amin'ny be sy ny maro; hadinony angaha fa "ny olona no harena". [Rajemisa 1985]

Mis à jour le 2020/07/31