Entrée fisesy (sesy)
Partie du discours nom
Définition malgache toetran'ny zavatra misesy; fifandimbiasan-javatra matetika tsy misy fiatoana: tsy nahavitana asa firy ny fisesin'ny fety tao ho ao izay. [Rajemisa 1985]

2009/02/23