|
|
|
|

Entrée 1  fisesy
Radical  2 sesy
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 toetran'ny zavatra misesy; fifandimbiasan-javatra matetika tsy misy fiatoana: tsy nahavitana asa firy ny fisesin'ny fety tao ho ao izay. [1.1]
Explications en français  5 manière de se succéder [1.3#600]

Mis à jour le 2026/04/24