| Entrée | 1 fisidinana |
| Radical | 2 sidina |
| Partie du discours | 3 nom |
| Explications en malgache |
4 Fiakarana eny amin'ny habakabaka:
5 Nampihorika ny vahoaka ny fisidinan'ny aeroplanina teo ambonin'ny tanàna. 6 Fandehanana haingana mitsoriaka: 7 Loto nihazakazaka any atsimon-trano any ilay mpangalatra: 8 tsy tra-maso ny fisidinany teo. 9 10 Fisondrotana ambony amin'ny fahaizana, 11 voninahitra, harena...: 12 Tsy mby tsy gaga amin'ny 13 fisidinan-drakoto tamin'ny harena tato anatin'ny herintaona. 14 [1.1] |
| Mis à jour le 2025/11/17 |
|