Entrée fisingorana (singotra)
Partie du discours nom
Définition malgache Fahavoazana amin'ny tadivavarana: Mafy ka tsy afany ny fisingoran'ny tongotry ny omby.
¶ Fahavoazana mafy, fahasahiranana izaitsizy noho ny...: Sady maharary no mahamenatra ny fisingoran'ny volan'olona. [Rajemisa 1985]

Mis à jour le 2020/07/31