Entrée fisintonana (sintona)
Partie du discours nom
Définition malgache Fitaovana entina misintona, mandrirotra: Ity no hazo fisintonana ny varavarana
¶ Fihenana: Fotoana fisintonan' ny rano izao
¶ Fihemorana, fikainkonana: Tsy anerany ny fisintonan' ity lamba itỳ rehefa sasana [Rajemisa 1985]

Entrée fisintonana
Partie du discours nom
Définition française dérivabilité, extraction
¶ fisintonana ny lefan-tsilo: dérivabilité d'une fonction vectorielle. [Vocabulaire: Mathématiques] [SLP 1986]
Vocabulaire 

2010/05/06