| Entrée | 1 fisodika |
| Radical | 2 sodika |
| Partie du discours | 3 nom |
| Explications en malgache |
4 Fomba entina misodika, manala ny hoza-dravin'ny rofia, na manesotra ny vato kely madinika amin'ny vary alohan'ny hitotoana azy, na mikendrikendry ny zavatra tadiavina (papango) hofaohina; na fisonenika eo am-pandihizana. [1.1] |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|