|
|
|
|

Entrée1  fisokirana
Radical  2 sokitra
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 Fanaovana sarin-javatra amin'ny fandoahana ao anaty hazo:
5 Tsy vita haingana ny fisokirana ity sary misy olona maro miasa ity.
6 

7 Fanalana tsy ho eo amin'ny toerana iray:
8 Fisokirana angely ao anaty lavony.
9 

10 Fanerena olona mba hiteny:
11 Nikezaka aoka izany izy tamin'ny fisokirana ahy hilaza ilay tsiambaratelo fa tsy nisoka-bava aho.
12 
[1.1]

Anagrammes  13 fikorisana, 14 fisokirana

Mis à jour le 2025/11/13