| Entrée (1/2) | 1 fisoko |
| Radical | 2 soko |
| Partie du discours | 3 nom |
| Explications en malgache |
4 Fidirana tsimoramora: Tsarovy fa lasa ohatra ny fiaokon' ny ron-gisa hilazana zavatra mitsofoka tsimoramora nefa misy asany
5 Fitsofohana manginaina tas' misy mahita: Tsy azo anomezan-tsiny azy ny fisokoany namangy ny havany tany amin' ny hopitaly 6 Fangalaran-javatra mangingina: Tsy hita mihitsy ny fisokoan' ny adala an' ilay bokiko 7 Fanampohana, fisovohana: Ny fisokoan' ny fahavalo [1.1] |
| Explications en français |
8 Ce qu’on peut faire ou prendre en cachette, manière d’agir en cachette
[1.3#620] |
| Synonymes | 9 fisokoana |
| Entrée (2/2) | 10 fisoko |
| Radical | 11 soko |
| Partie du discours | 12 nom |
| Explications en malgache |
13 Toerana voavala ho an'ny biby ompiana (akoho, vorona, ondry, kisoa...). (Saika mazana voatery miondrika rehefa miditra ao ka izany no nahatonga io anarana io).
[1.1] |
| Explications en anglais |
14 The south-eastern part of the house partitioned off for a fold, a pen, a sheep-fold, or a goat-fold.
[1.2] |
| Explications en français |
15 Petit parc établi dans les maisons à l’angle sud-est, où l’on met les brebis, les cochons, les volailles.
16 C’est parce qu’il faut en général se courber pour y entrer qu’on lui donne le nom de Fisoko [1.3#620] |
| Exemples |
17 Ny fisoko eo an-jorony atsimo-atsinanana itoeran' ny ondry, ary ny akoho eo amboniny.
[1.437#]
|
| Proverbes | 18 Proverbes contenant ce mot |
| Mis à jour le 2025/11/17 |
|