Entrée fisolampiana (solampy)
Partie du discours nom
Définition malgache Toetran' ny zavatra kisolosolo, tsy marin-tampona; fandriana ila, fikisolosoloana: Tsy aza anorenan-trano itỳ tany itỳ noho ny fisolampiany [Rajemisa 1985]

2009/02/23