Entrée fisolanga (solanga)
Partie du discours adjectif
Définition malgache Toetran'ny zavatra misolanga na miainga dia milavo any aoriana; toetran'ny tandrok'omby somary mankany ivoho ny lohany. [Rajemisa 1985]
Analogues  Formes des cornes des boeufs
Illustrations 

Mis à jour le 2020/07/31