Entrée fisomedika (somedika (sedika))
Partie du discours nom
Explications en malgache Toetran'ny zavatra misomidika, izany hoe misy menaka mitsinkafona ambonin'ny rano: Jereo ny fisomidik'itỳ ro; aza dia mahery mihinana amin'io sao dia marary kibo. [1.1]

Mis à jour le 2023/01/05