|
|
|
|

Entrée1  fisomparana
Radical  2 sompatra
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 Fanaovana izay hahavoa ny hafa, fihetraketrahana, fanimbana:
5 Fisomparan'ny hafa no nahavoa azy fa tsy mba aretina tsotra akory [1.1]

Mis à jour le 2025/11/17