|
|
|
|

Entrée1  fisompiranana
Radical  2 sompirana
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 Tsy fahitsiana tsara, fiolahana, tsy fandehanana mahitsy rehefa mandeha, tsy fivantanana: Fisompiranana tany ambadiky ny trano no nahazoana ilay mpangalatra
5 Fihilanana, fitongilanana: Fisompiranana no hahazoana miditra ao anatin' io zohy io [1.1]
Explications en français  6 obliquité [1.13]

Mis à jour le 2025/11/17