| Entrée | 1 fisonanahana |
| Radical | 2 sonanaka |
| Partie du discours | 3 nom |
| Explications en malgache |
4 Fipetrahana misonanina tsara:
5 Nihomehy daholo ny zafy kelin-dRainikoto nahita ny fisonanahan-draibeny teo ambony seza fiandrianany. 6 [1.1] |
| Mis à jour le 2025/11/17 |
|