|
|
|
|

Entrée1  fisorohana
Radical  2 soroka
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 Fanalana tany na ahitra amin'ny angady ka asosa fotsiny hisafo ny tany ny vohony:
5 Tsy dia raharaha sarotra loatra akory ny fisorohana ny ahitra amin'ity lalan-kely ity.
6 

7 Fidifiana, fanalana mialoha:
8 Mba ho fisorohana ny loza no ilazako izany aminao.
9 
[1.1]

Anagrammes  10 fihosorana, fisorohana

Mis à jour le 2025/11/17