|
|
|
|

Entrée (1/2) 1  fisoroka
Radical  2 soroka
Partie du discours  3  nom ou adjectif
Explications en malgache  4 Fomba entina misoroka, manala tany na ahitra amin'ny angady, izay asosa tsy dia lalina loatra ny vohony, na fomba entina midify na miala mialoha amin'ny...
5 Azo sorohina [1.1]

Entrée (2/2) 6  fisoroka
Partie du discours  7  nom
Explications en malgache  8 [Antambahoaka] harato atoraka (époussette) [1.78]

Anagrammes  9 farisoko, fisoroka

Mis à jour le 2026/02/13