Entrée fisorona (sorona)
Partie du discours   nom
Définition malgache   Fomba entina misorona, izany hoe manafina na tsy milaza amin' ny olona izay kilema ananany nefa tsy hitany [Rajemisa 1985]

Entrée fisorona (sorona)
Partie du discours   nom ou adjectif
Définition malgache   Fomba entina misorona (manao sorona na mamono biby atao fanatitra ho an' Andriamanitra)
¶ Fanao sorona
¶ Azo atao sorona [Rajemisa 1985]

Entrée fisorona (sorona)
Partie du discours   nom
Définition malgache   Fomba entina misorona na manisy afo. [Rajemisa 1985]

Entrée fisorona
Partie du discours   nom
Définition française   [Tankarana] pierre levée des autels. [David 1952 (takila F)]

2017/03/10