Entrée fitafiana (tafy)
Partie du discours nom
Définition malgache Fitondrana lamba handrakofana ny tena: Ny fitafiana lamba arindrano, hono, taloha dia nitory fananan-karena.
¶ Filazana ankapobeny ny zavatra entin'ny olombelona mandrakotra ny vatan-tenany (ny fitafiana dia natao ho takon-kenatra sy fiarovana amin'ny toetr'andro mivadibadika aloha tany an-tendrony, ary dia nanjary ho haingo koa taty aoriana noho ny olombelona tia endri-javatra). [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise clothing [Hallanger 1973]
Traduction française vêtements [Hallanger 1974]
Vocabulaire 
Citations 
Articles 

Mis à jour le 2020/07/31