|
|
|
|

Entrée1  fitafitafy
Partie du discours  2  nom
Radical  3  tafitafy
Explications en malgache  4  [1.1] Toetran'ny varavarana nitafitafy na mivoha kely tsy mirindrina tsara: Reko daholo ihany ny resakareo, na dia tsy nihevitra ny hihaino aza aho, noho ny fitafitafin'ny varavarana.

Mis à jour le 2025/07/29