|
|
|
|

Entrée1 fitahina
Radical  2fitaka
Partie du discours  3 verbe passif
Explications en malgache  4 Laingaina, ilazana tsy marina: Nofitahin' ialahy aho fa hay tsy tonga akory Rakoto dia nantsoin' ialahy aho
Ambakaina: Mba matahotra an' Andriamanitra fa aza ny adala no fitahina
Fetsena, angalarana an-kafetsena, solokina: Nofitahin' ilay karilahy iny ny raiko ka nahazoany vola roanjato [1.1]
Explications en anglais  5 to be deceived, to be imposed on. [1.2]
6 to be deceived, to be defrauded [1.7]
Explications en français  7 qu'on déçoit, qu'on trompe [1.8]
Morphologie 
8 Présent :
9 Passé :
10 Futur :
11 Impératif :
Tous les mots composés  12saro-pitahina
Proverbes  13 Proverbes contenant ce mot

Anagrammes  14 fahatiny, 15 fitahina, 16 tafihina, 17 tifahina

Mis à jour le 2025/11/02