Entrée fitakobohana (takoboka)
Partie du discours nom
Définition malgache Fiafenana ao anaty filanjana misarona; fiafenana ao anaty lamba: Ny fitakobohana matetika no fomba ampiasain'izay ta-handositra tsy te ho hitan'olona. [Rajemisa 1985]

Mis à jour le 2020/07/31