|
|
|
|

Entrée1  fitambarana
Radical  2  tambatra
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  Fikambanana: Mahatratra valopolo ny fitambaran' ny mpianatra ao amin' ny lakilasy fahatelo sy fahefatra
Fiadiana: Mitsetaka tsara ny fitambaran' ny hazo amin' itỳ rafitra itỳ
Fiharoana: Ny fitambaran' ny oksizena sy hidrozena no tonga rano [1.1]
Explications en français  5  L’union, la jonction, l'addition, le lieu, la cause [1.3#657]
6  réunion [1.13]
Exemples  7  Ny karaza kosa dia azo faritana ho fitambarana foko maromaro monina eo amin'ny faritra iray be velarana [2.606#]
8  Indonezia dia fitambarana nosy anarivony, misy foko maro samihafa samy manana ny fombany sy ny fiteniny na dia iray fototra niaviana aza. [2.508#]
Tous les mots composés 

Mis à jour le 2025/09/12