|
|
|
|

Entrée1  fitambezoana
Partie du discours  2  nom
Radical  3  tambezo
Explications en malgache  4  [1.1] Fangatahana fatratra tsy misy fiatoana sy sesilany; fiverenana amin' izay efa nangatahina ihany: Tsy naharitra ny fitambezoan-janany izy ka nividy ilay famataranandro nohirifany ihany
Synonymes  5  fitambezonana

Mis à jour le 2025/07/29