| Entrée | 1 fitampesonana |
| Radical | 2 tampesona |
| Partie du discours | 3 nom |
| Explications en malgache |
4 Fangatahana sesilany, fitambezoana tsy miato manao hata-piso: Aoka izay ny fitampesonanao fa tsy hahazo na inona na inona amiko akory ianao.
[1.1] |
| Anagrammes | 5 fisampotenana, fitampesonana |
| Mis à jour le 2025/12/08 |
|