|
|
|
|

Entrée1  fitampisahana
Radical  2 tampisaka
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 Firaiketana amin-javatra iray, fianianana akaiky dia akaiky, famitsahana ao ambadika, ao anaty...:
5 Ny fitampisahany tao anaty ahitra no tsy nahitan'ny fahavalo azy.
6 

7 Fiafenana, fierena:
8 Noho ny fitampisahany tao an-tranonay no tsy nahazoan'ny mpanenjika azy.
9 
[1.1]

Anagrammes  10 fitampisahana, 11 mitsapa fanahy

Mis à jour le 2025/11/13