Entrée fitandrovana (tandro)
Partie du discours nom
Définition malgache Fitandremana, fitsimbinana (voninahitra, fihavanana) fitsitsiana (hasasarana): Mba ho fitandroana ny fihavanana, dia vonona hamela ny hadisoanao aho [Rajemisa 1985]
Synonymes fitandroana

2009/02/23