|
|
|
|

Entrée1  fitangitrihana
Partie du discours  2  nom
Radical  3  tangitrika
Explications en malgache  4  [1.1] Filentehana ao anaty...: Ny fitangitrihan' ny lefona ao anaty tany
Fiboiboihana, fifantsitsirana: Zava-mahagaga ny fitangitrihan' ny solitany avy any anaty tany

Mis à jour le 2025/07/29