|
|
|
|

Entrée1  fitangoronana
Radical  2 tangorona
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 Fivoriana betsaka manodidina tsy misy filaharana na filantoana:
5 Endre izany fitangoronan'ny ankizy teo amin'ilay mpampiseho majika.
6 
[1.1]
Explications en français  7 L'action de se grouper tout autour, le lieu, la cause [1.3#672]

Mis à jour le 2025/11/17