| Entrée | 1 fitanika |
| Radical | 2 tanika |
| Partie du discours | 3 nom |
| Explications en malgache |
4 Fomba entina mitanika, izany hoe mahandro, mampangotraka, mampiempo:
5 Faran'izay tsotra ny fitanika menaka. 6 7 Toetran'ny zavatra mitanika, izany hoe mahatonga hafana toy ny mampangotraka mihitsy: 8 Ny fitaniky ny masoandro no tsy taha rehefa lohataona. 9 [1.1] |
| Morphologie |
|
| Anagrammes | 12 finitaka, fitanika, 13 tinafika |
| Mis à jour le 2025/11/17 |
|