|
|
|
|

Entrée1 fitanisana
Radical  2tanisa
Partie du discours  3 nom
Explications en malgache  4Fanaovana tanisa..
5Fanononana tsirairay: Hain'Ikoto ve ny fitanisana ny anaran'ny olona ao anatin "ny fianakaviana? .
6Filazalazana antsipiriany, famisavisana: Tsy naharitra aho fa nihataka tsy ta handre ny fitanisany ny fahoriany. . [1.1]
Tous les mots composés  7fitanisana ny matoanteny

Anagrammes  8 fanitsiana, 9 fitanisana

Mis à jour le 2025/10/08