Entrée fitankosinana (tankosina)
Partie du discours nom
Définition malgache Fihosinkosinana, fanafotetahana loto amin'ny tena: Oadray ity fitankosinan'ny zanakao amin'ny vovoka, Rasoa!
¶ Fifanosonan-javatra matevina izay toa manjary loto hafahafa: Ny fitankosinan'ny fotaka amin'ny akanjo fotsy no karazan-javatra mahatsikaiky indrindra. [Rajemisa 1985]

2009/02/23