Entrée fitateram > fitaterana (tatitra)
Partie du discours   nom
Définition malgache   Fitondrana, fitaomana olona na zavatra imbetsaka miverimberina: Fiarakodia fitaterana mpianatra [Rajemisa 1985]
Traduction française   transport
¶ fitaterana an-dranomasina: transport maritime
¶ fitaterana an'habakabaka: transport aérien
¶ fitaterana an-tanety: transport terrestre
¶ fitaterana an-tsandry: manutention
¶ fitaterana olona: transport de passagers [SLP: Voambolana]