|
|
|
|

Entrée1  fitazonana
Radical  2 tazona
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 Fihazonana mafy:
5 Ny fitazonana ilay tady no nahavonjy azy.
6 

7 Fitanana:
8 Tsy nanaiky ny fitazonana azy ho mpangalatra izy.
9 

10 Fanagejana tsy hihetsiketsika:
11 Raharaha lehibe indraindray ny fitazonana ny zaza farana.
12 

13 Tsy famelana handeha na hiala:
14 Samy nanao izay afany daholo ny olona rehetra tamin'ny fitazonana azy, fa tsy nety nijanona izy.
15 
[1.1]

Mis à jour le 2025/11/17