| Entrée | 1 fiteboka |
| Radical | 2 teboka |
| Partie du discours | 3 nom |
| Explications en malgache |
4 fiasana lavalava marani-doha ny ilany ary misy faritra azo ikapohana azy amin' ny tantanana ny ilany hilentehany kely ao anaty metaly sy ahazoana dian-teboka. Ilaina io dian-teboka io mba tsy hampikaviavia sy hampisolifatra ny kamositra rehefa manomboka mandavaka [1.62] |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|