Entrée fitehina (tehina)
Partie du discours   nom
Définition malgache   fomba entina mitehina, miankina, na mitondra tehina [Rajemisa 1985]

Entrée fitehina (tehina)
Partie du discours   nom
Définition malgache   [Tambahoaka] tehin-dakana [Rakotosaona 1972]
   [Tanala] hazo lava voafihina ampandehanana ny lakana na ny zahatra [Rakotosaona 1972]
Vocabulaire  

Mis à jour le 2010/05/06