| Entrée | 1 fitifirana | 
| Radical | 2 tifitra | 
| Partie du discours | 3 nom | 
| Explications en malgache | 4   Famelezana amin' ny basy, tafondro, tsipika: Tsy niato ny fitifiran' ny fahavalo Famelezana, fanaratsiana: Loza ny fitifiran' ireo mpialona ahy fa tsy ahoako [1.1] | 
| Anagrammes | 5 firafi-tany, 6 fitifirana | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |