Entrée fitiliana (tily)
Partie du discours nom
Définition malgache Fikendrena: Fitiliana ny vorona hotofirina
¶ Fanaraha-maso, fitarafana, fizahana taratra: Tandremo famisy tsy manao afa-tsy ny fitiliana izay rehetra ataonao
¶ Fitsikilovana, fijerena nefa tsy hita mba hanaovana tatitra na hanaovana tetika hamelezana: Misy antoko-miaramila tsy manao afa-tsy ny fitiliana ny fahavalo [Rajemisa 1985]
Définition française visée [SLP 1986]

2009/10/27