Entrée fitohana (tohana)
Partie du discours nom
Explications en malgache Toetran' ny zavatra mitohana, izany hoe misy tohana, zavatra iankinana: Tsy toy izao velively ny fomba fitohan' ny voninkazo amin' ny rindrina
Toetran' ny zavatra mitohana, izany hoe misy tohana, misy zavatra manakana: Ny fitohan' ny rano any irà no mahakely ny rano manondraka ny tanimbolintsika [1.1]

Entrée fitohana (tohana)
Partie du discours nom
Explications en malgache Toetran' ny olona mitohana, izany hoe maharitra fotoana elaela tsy mivalana [1.1]

Entrée fitohana (toha)
Partie du discours nom
Explications en malgache Fitadiavana (remby, zaha) [1.1]

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/20