Entrée fitohanana (tohana)
Partie du discours nom
Définition malgache Faharetana elaela tsy mivalana: Misy milaza fa ny fitohanana dia mariky ny fitomboana ho an' ny zazakely
¶ Fiankinana: Asivy fitohanana itỳ zanakazo itỳ fa mita hitolefika [Rajemisa 1985]
Traduction française L’action de s'appuyer sur, l'étai, l’aide, le lieu, le motif [Abinal 1888]

Mis à jour le 2021/02/04