| Entrée (1/2) | 1 fitokiana |
| Radical | 2 toky |
| Partie du discours | 3 nom |
| Explications en malgache |
4 Fametrahana fanantenana: Manàna fitokiana an' Andriamanitra lalandava Fananana toky: Olona mendrika fitokiana iny lehilahy iny Fiankinana, fianteherana: Malefolefo ny fitokiana amin' ny haren' ny tany [1.1] |
| Entrée (2/2) | 5 fitokiana |
| Radical | 6 toky |
| Partie du discours | 7 nom |
| Explications en malgache |
8 Famosaviana, famorehana [1.1] |
| Anagrammes | 9 fitaonika, 10 fitokiana, 11 taifinoka |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|