Entrée fitomboana (tombo)
Partie du discours nom
Définition malgache Faharorohana: Mampiaiky volana ny fitomboan' itỳ zaza itỳ; ny fitomboan' ny sain' itỳ zaza itỳ
¶ Fihalavana: Angaha tsy fantatrao ny fitomboan' ny andro amin' ny lohataona?
¶ Fihamaroana: Manao dingan-dava ny fitomboan' ny mponina amin' itỳ tanàn-dehibe itỳ
¶ Fisondrotana: Mampimenomenona ny vahoaka ny fitomboan' ny vidim-piainana [Rajemisa 1985]
Définition française accroissement, croissance [SLP 1986]
Synonymes fitombo
Mots composés, titres, noms 
Citations 

2011/10/25