Entrée fitondra (tondra)
Partie du discours nom
Définition malgache fomba entina mitondra, na mibata izany na mifehy: Samy hafa ny fitondran' ny lehibe vahiny sy ny lehibe teratany
¶ entina matetika: Harona fitondra miantsena [Rajemisa 1985]
Définition française ce qu'on peut porter, manière de porter [Abinal 1888]
Exemples 
1Ren'Ilaidama fa mafy fitondra loatra ilay havany [Rahajarizafy: Kabary, page 65]
2Basy no an-jara fangady, Benitra no antsy fitondra. [Dahle: Angano, page 283]
Citations 

2016/05/25