|
|
|
|

Entrée1  fitondrana
Radical  2  tondra
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  Famindrana toerana zavatra entina miaraka amin' ny tena: Ohatrinona ny fitondranao ireto kitay ireto
Fanaterana: Amin' ny mitataovovonana no fitondrana sakafo ho an' ny marary
Fifehezana: Sarotra ny fitondrana olona
Fitarihana: Fadio ny naman-dratsy izay tsy mikendry afa-tsy ny fitondrana anao amin' ny ratsy
Fanaovana tsara na ratsy amin' olona: Zava-manahirana indraindray ny fitondrana havana [1.1]
Explications en anglais  5  the act of carrying; government, leadership [1.7]
Explications en français  6  action de porter; action de conduire; gouvernement [1.8]
Tous les mots composés 
Proverbes  14  Proverbes contenant le mot fitondrana

Mis à jour le 2025/09/12