Entrée fitongilanana (tongilana)
Partie du discours nom
Explications en malgache Fihilanana: Mahalasa eritreritra ahy ny fitongilanan' itỳ andry itỳ
Fironana, firaikana: Manana fitongilanana amin' ny ratsy ny olombelona
Fiangarana: Hita miharihary izao ny fitongilanan' ny mpitsara amin' ny ankilany [1.1]
Explications en français Inclinaison [1.13]

Mis à jour le 2023/01/05