Entrée fitrabarana (trabaka)
Partie du discours nom
Définition malgache Filentehana, fitsofohan' ny zava-maranitra ao anaty nofo na zava-malemy hafa: Ny fitrabaran' ny benitra eo amin' ny tratran' ny fahavalo [Rajemisa 1985]
Synonymes fitrabahana

2009/02/23